FAKANA AN-KERINY ZAZA 16 TAONA TAO AMBATONDRAZAKA
FAKANA AN-KERINY ZAZA 16 TAONA TAO AMBATONDRAZAKA
RAIKITRA NY FISAVANA TRANO
![]()
Tsy maintsy ho savaina avokoa ny efitrano amin’ny zana-bohitra rehetra ao Antsangasanga ‚ Distrikan’i Ambatondrazaka izao maraina izao ‚ mba hitadiavana ilay zaza 16 taona very tany an-toerana omaly 19 Jolay 2022.