a
FandraisanaFampianaranaEDSP ANTSOHIHY : NIVOAKA NY ANDIANY VOALOHANY “PROMOTION SANTATRA”

EDSP ANTSOHIHY : NIVOAKA NY ANDIANY VOALOHANY “PROMOTION SANTATRA”

EDSP ANTSOHIHY : NIVOAKA NY ANDIANY VOALOHANY “PROMOTION SANTATRA”

Tao amin’ny Hôtel Les Roches Rouges Mahajanga no nanatanterahana famoahana ireo mpianatra andiany voalohany « Promotion SANTATRA » tao amin’ny EDSP Antsohihy.

Miisa 10 ireo mpianatra nahazo diploma “Licence en Droit privé”. Niatrika ny lanonana sady niahy manokana ireto mpianatra ireto ‚ ny Juge Lolita président de chambre à la cour d’appel Mahajanga ‚ izay zanaky ny faritra Sofia.

 Marihina fa mpampianatra ampy traikefa ary manana ny maha izy azy no nampianatra sy nampiofana ary nizara fahalalana tamin’ireto tanora ireto.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment