a
FandraisanaTokam-barotraDJACKY MOTO – REPARATION – SPÉCIALISTE INJECTION – ANTSOHIHY🏍️

DJACKY MOTO – REPARATION – SPÉCIALISTE INJECTION – ANTSOHIHY🏍️

DJACKY MOTO – REPARATION – SPÉCIALISTE INJECTION – ANTSOHIHY🏍️

Aza mitady toeran-kafa intsony raha hanamboatra MOTO INJECTION na fiara mila fanamboarana momba ny “Injecteur” fa afaka mamaha olàna sy mitsabo aretina rehetra momba izany DJACKY MOTO‚ moron-dalana akaikin’ny Église catholique Ambalabe Est Antsohihy.

PIÈCES MOTO NEUF ET OCCASION : Tsy vitany manamboatra ihany fa mivarotra kojakoja sy fitaovana vaovao ilaina sy ampiasaina amin’ny MOTO izy ireo. Afaka manadio “Globe” na jiro na fitaratra efa mangafoka ka averina amin’ny fahadiovana voalohany.

LAVAGE HAUTE PRESSION : Tsy mifidy moto na fiara mila fanadiovana dia afaka hoentina eo amin’ny DJACKY MOTO – Moron-dalana akaikin’ny fiangonana katolika.

SPÉCIALISTE INJECTION : Tsy mbola nisy moto na fiara izay simba ka naverin-dalana rehefa tonga tato amin’ny DJACKY MOTO fa voamboatra avokoa ary azo ampiasaina amin’ny velontena. Efa misy fitaovana fitiliana sy fitsirihana manokana ( Appareil DIAGNOSTIC Automobile/Moto ) ny moto rahateo ao amin’ny Djacky ka manamora sy manafaingana ny asa atao.

AZA MIHAFAHAFA – TONGAVA MANAMBOATRA SY MANATSARA MOTO HO FIAROVANTENA MIALOHA AMIN’IZAY METY HO LOZA ATERAKIN’NY OLÀNA ARA-MEKANIKA NA ELEKTRIKA🏍️
 Contact : +261 32 83 396 81
+261 34 41 047 23
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment