a
FandraisanaPolitikaDEPIOTE ROSSY : AVELAO NY SOLOMBAVAMBAHOAKA HAMORY OLONA FA NY PREZIDANAY NO MAHAZO TSINY‼️

DEPIOTE ROSSY : AVELAO NY SOLOMBAVAMBAHOAKA HAMORY OLONA FA NY PREZIDANAY NO MAHAZO TSINY‼️

DEPIOTE ROSSY : AVELAO NY SOLOMBAVAMBAHOAKA HAMORY OLONA FA NY PREZIDANAY NO MAHAZO TSINY‼️

Ilazàna ny lehiben’ny zandary any mananjary fa azony Depiote atao ny mamory vahoaka . Ny miteny hoe FIDIO AHO na FIDIO RANONA kosa tsy azony atao . Ato i DADA RAVALOMANANA SY NY AKAMA DEPUTE TODISOA ‚ avela hanao famoriam-bahoaka sy mizara nofon-kena mitam-pihavanana eny Ambohimanarina . Avelanareo izy hamory olona azafady fa ilay prezidanay no mahazo tsiny ‚ hoy Depiote ROSSY.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment