a
FandraisanaVaovaom-paritraDEPIOTE ROSSY : ALEFASO ATY IKOPA I TSARA TSARA FA MILA AZY HAMADIKA RANO HO GAZOALINA HAMENOINA CITERNE MAIKA‼️

DEPIOTE ROSSY : ALEFASO ATY IKOPA I TSARA TSARA FA MILA AZY HAMADIKA RANO HO GAZOALINA HAMENOINA CITERNE MAIKA‼️

DEPIOTE ROSSY : ALEFASO ATY IKOPA I TSARA TSARA FA MILA AZY HAMADIKA RANO HO GAZOALINA HAMENOINA CITERNE MAIKA‼️

Milaza ny tenany Kristy sy mesia mpamonjy ingahy Tsaratsara ary efa nisy fotoana izy nanaporofo izany tamin’ireo mpiaradia aminy fa mbola eny an-tànany ny marika maha izy nomboina tamin’ny hazofijaliana.

Androany 14 April 2023 ‚ nilaza tao amin’ny pejiny ny mpanakanto sady Solombavambahoaka Paulbert dit Rossy fa tadiavina haingana eny Ikopa i mesia Tsaratsara na mesé tompo ( avec un petit t ) mba hanova ilay rano ho lasa gazoalina ‚ ( tsy divay fa gazoalina ) fa misy hamehana ‚ amin’izao fotoana tokony hanaporofoana ilay titra na anarana mipoapoaka hoentin-dragahy iny ‚ hoy izy.

Distrika maro no sahirana sy misedra olana noho ny tsy fisiany solika mamatsy ny Orinasa JIRAMA ( Antsohihy ‚ Maevatanana ‚ Toliara ‚ Mahajanga ‚ Ambanja ‚ … )

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment