a
FandraisanaPolitikaDEPIOTE JOCELYNE MAXIME : TSY OLO BAKA ATIMO ANY HANADALA ATSIKA ATOY‼️

DEPIOTE JOCELYNE MAXIME : TSY OLO BAKA ATIMO ANY HANADALA ATSIKA ATOY‼️

DEPIOTE JOCELYNE MAXIME : TSY OLO BAKA ATIMO ANY HANADALA ATSIKA ATOY‼️

Niakapofona ary nivatravatra namboraka ny tao am-pony ny filoha Lefitry ny Antenimierampirenena any amin’ny faritanin’Antsiranana raha nandray fitenenana omaly tany Sambava . Kabary politika ‚ miantefa mivantana amin’ny behozatra ( Depiote Siteny Randrianasoloniaiko ).

Tsy olo baka atimo any no andeha hanadala atsika atoy ‚ manao io filohanay io fa olona jamba ihany no tsy mahita fandrosoana hoentiny ka mametraha fialana amin’ny maha IRD anareo raha tena lehilahy ‚ hoy izy raha nameriberina fa tokony hametra-pialana amin’ny maha Solombavambahoaka IRD azy ireo Depiote IRD manao ny MIHAVA TOUR miaraka amin’i Siteny Randrianasoloniaiko raha ahitsy.

Rehefa tsy olo baka atimo ‚ midika ve izany fa olona avy ao anivon-tany no afaka mandrebireby sain’ny filoha Lefitry ny Antenimierampirenena ity ? hoy ny mpanara-baovao mametra-panontania.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment