a
FandraisanaSosialyDEPIOTE JAO JEAN SY MPANAKANTO VANEY’S : NANOLOTRA 02 TAPITRISA ARIARY HOAN’IREO OLONA TRABOINA

DEPIOTE JAO JEAN SY MPANAKANTO VANEY’S : NANOLOTRA 02 TAPITRISA ARIARY HOAN’IREO OLONA TRABOINA

DEPIOTE JAO JEAN SY MPANAKANTO VANEY’S : NANOLOTRA 02 TAPITRISA ARIARY HOAN’IREO OLONA TRABOINA

« Na eo aza ny fahoriana nahazo anay tamin’ny namoizana ny rafozako vao herinandro lasa izay dia mahatsiaro atsika ary miara malahelo sy mitondra teny fankaherezana amin’izao zavatra mahazo atsika izao ‚ izahay roa mivady ‚ ka manolotra ity zavatra kely izay voatsirambiny tanàna ity ho fanampiana anareo amin’ny zavatra mahazo anareo izao » ‚ io no nambarany Depiote Rémi dit Jao Jean androany 06 Oktobra 2022 ‚ raha nankahery ireo olona ampolony maro traboina vokatry ny hain-trano.

Tazana nanontrona azy teny ny mpanakanto Vaney’s vady andefomandriny ‚ izay nitondra teny fampaherezana ireo traboina ihany koa . Lela-vola 02 tapitrisa Ariary no natolotr’izy amin’izao voina mahazo ny mpiara-belona izao.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment