a
FandraisanaPolitikaDEPIOTE IDEALISON : NY FANJAKANA NO TOKONY HIANTOKA NY FAMPIELEZAN-KEVITRY NY KANDIDA HIROTSA-KOFIDINA▪️MBA HISIANY FITOVIAN-JO

DEPIOTE IDEALISON : NY FANJAKANA NO TOKONY HIANTOKA NY FAMPIELEZAN-KEVITRY NY KANDIDA HIROTSA-KOFIDINA▪️MBA HISIANY FITOVIAN-JO

DEPIOTE IDEALISON : NY FANJAKANA NO TOKONY HIANTOKA NY FAMPIELEZAN-KEVITRY NY KANDIDA HIROTSA-KOFIDINA▪️MBA HISIANY FITOVIAN-JO

Hafa kely sy nanaitra ny mpanara-baovao ny fanehoan-kevitra nataony solombavam-bahoaka Keron Idealison ‚ momba ny fampielezan-kevitra sy firotsahan-kofidina amin’ny fifidianana ho avy.

« Misy olona manan-kevitra sy tian-olona ary olo-marina fa tsy manam-bola hirotsahana ho fidiana ka noho izany dia tokony ny fanjakana no miantoka ny lanin’ireo antoko na ireo mpirotsaka ho fidina amin’ny Fampahafantarana ny vinan’antokony na ny Programanasan’ilay kandida ….ny antony dia resaka fampitoviana zo sy tsy tokony hampiasan’ireo kandida vola amin’ny fampielezan-kevitra.» hoy izy.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment