a
FandraisanaToekarenaDADILOVE : NITSIDIKA IREO MPAMPIANATRA AZY TAO BEALANANA

DADILOVE : NITSIDIKA IREO MPAMPIANATRA AZY TAO BEALANANA

DADILOVE : NITSIDIKA IREO MPAMPIANATRA AZY TAO BEALANANA

Sendra nandalo tao Bealanana ny mpanakanto Dadilove dia nararaotra nitsidika ny Sœur Gabrielle sy ny ekipany ‚ mba hanao surprise aminy . Efa Talen-tsekoly tao amin’ny SE.VI.RA ary betsaka ny mpianatra sy tanora nampianariny teto Antsohihy mialohan’izy nifindra toerana niasana any Bealanana ka anisan’izany mpanakanto Dadilove.

Feno hafaliana ireo Relijiozy nahita an’ny mpanakanto Dadilove izay mpianany sady notezainy ara-panahy.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment