a
FandraisanaSosialyCU BEALANANA : EFA TONGA SY EFA AZO AVOKOA IREO FITAOVANA SY FANOMEZANA MAROLAFY AVY ANY MAYOTTE

CU BEALANANA : EFA TONGA SY EFA AZO AVOKOA IREO FITAOVANA SY FANOMEZANA MAROLAFY AVY ANY MAYOTTE

CU BEALANANA : EFA TONGA SY EFA AZO AVOKOA IREO FITAOVANA SY FANOMEZANA MAROLAFY AVY ANY MAYOTTE

Tsy nandeha nitsangatsangana akory no nivezivezeko sy hivezivezeko any ivelany fa mitady izay mahasoa na mahatsara ny tanàna iarahamanana dia Bealanana izany ‚ efa tonga ary efa azo avokoa ireo entana sy fitaovana amin’ny kontera maro azontsika avy tany Mayotte ary miasa sy hoapetraka sy ampiasaina avokoa izy ireo amin’io taom-baovao io ‚ hoy Ben’ny tanàna Aziz Andriamanantsoa raha nanao tatitra sy nirary fety sambatra hoan’ny vahoakan’ny Bealanana androany 31 Desambra 2022.

Fiarakodia maro ‚ “ordinateurs” maro ‚ jiro ary fitaovana ilaina sy ampiasaina eny amin’ny toeram-pitsaboana hanavotana ain’ny mpiarabelona maro ireto tonga ao Bealanana ireto nohon’ny fiarahamiasa matotra amin’ny firenena sy kaominina ivelan’i Madagasikara.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment