a
FandraisanaNon classéCOCA-COLA : HIVERINA HO AZO JIFAINA ETO MADAGASIKARA

COCA-COLA : HIVERINA HO AZO JIFAINA ETO MADAGASIKARA

COCA-COLA : HIVERINA HO AZO JIFAINA ETO MADAGASIKARA

Fantatra androany 11 Oktobra 2022 fa ny Orinasa Habibo Group no ho mpanjinjàra tokana ny vokatra Coca cola eto Madagasikara 🇲🇬 izay hiarahiasa « The Coca-Cola Compagny » ‚ Hivarotra ireto vokatra manaraka ireto izy ireo : Coca-Cola, Fanta, Sprite ary Schweppes manerana ny faritanin’i Madagasikara.
Betsaka ireo faly raha nandre ny vaovao ‚ ao kosa ireo milaza hiaka-bidy ireto vokatra ireto raha tafaverina eo.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment