a
FandraisanaSosialyCARYOCA VAIAVY MIRIKARIKA : ZOKY TSY MANADINO ARY MANAMPY SY MITARIKA ZANDRY AFARA

CARYOCA VAIAVY MIRIKARIKA : ZOKY TSY MANADINO ARY MANAMPY SY MITARIKA ZANDRY AFARA

CARYOCA VAIAVY MIRIKARIKA : ZOKY TSY MANADINO ARY MANAMPY SY MITARIKA ZANDRY AFARA

Notoloran’i Frozeïsha Caryoca “Maillot Football” sy salovana complet ireo tanora mpianatra zanaka Sofia ao ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa. Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray ka mamporisika ireo zoky sy ireo namana nandalo tao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa mba hahatsiaro azy ireo ary hitondra izay afaka hanampiana azy‚ hoy izy. Tanora avy ao Bealanana‚ nahavita “M2 en Droit” tao Andrainjato Fianarantsoa i Caryoca.

Nankasitraka tamin’ny fanomezana avy tamin’ny vehivavy miririkarika ity ireo tanora mpianatra mivondrona ao amin’ny FITESOF (Fikambanana Teraka Sofia Fianarantsoa).

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment