Boutique CAMÉLÉON ANTSOHIHY 🦎 MISOKATRA HOANTSIKA REHETRA
Eo ampitan’ny Tropic Hôtel na BIANA taloha no misy azy ‚ hilany atsinanan’ny Assurance ARO manamorona ny lalam-pirenena faha-06 eo Ambalabe Ouest I Antsohihy.
TEE-SHIRT ‚ POLO ‚ ROBE ‚ CASQUETTE amin’ilay kalitao tsara indrindra iny no hitantsika ao . Afaka manamboatra Tee-shirt sy Polo ary Casquette hoan’ny fikambanana sy hoan’olon-tsotra amin’ny vidiny mirary ihany koa ny BOUTIQUE CAMÉLÉON ANTSOHIHY . Ankoatrizay ‚ afaka mizara sy mandefa any amin’ny Distrika manerana ny Faritra Sofia.
TONGAVA MANJIFA SY MIJERY IZAY METY AMINTSIKA FA NATAO MIRARY NY VIDINY