BORD MAHAJANGA : FENO BIBILAVA MIVEZIVEZY
Ankoatran’ny BIBILAVA ( DO ) hita teny amin’ny Bord Mahajanga omaly dia nahitana BIBILAVA ( DO ) indray teny androany maraina tokony ho tamin’ny 09 Ora teo.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.