a
FandraisanaVaovaom-paritraBORD DE LA MER – MAHAJANGA : BETSAKA IREO ANKIZY NARATRA NOHO NY FIANJERAN’NY “MANÈGE”

BORD DE LA MER – MAHAJANGA : BETSAKA IREO ANKIZY NARATRA NOHO NY FIANJERAN’NY “MANÈGE”

BORD DE LA MER – MAHAJANGA : BETSAKA IREO ANKIZY NARATRA NOHO NY FIANJERAN’NY “MANÈGE”

Betsaka ireo olona naratra fa indrindra ireo ankizy tonga nitsangatsangana sy niala sasatra ‚ nianjera teo ambony “manège” izao alina izao . Tokony hisy fanarahamaso sy fepetra hentitra raisin’ny tompon’andraikitra amin’ny andavan’andro mba hisorohana ny tranga tahaka izao ‚ hoy ny fanehoan-kevitr’ireo nanatrika ny tranga . Matetika banjaina sy avela manohy ny asa hatrany ny fitaovana antitra sy tsy tomombana eto Madagasikara noho ny fitavan-tena manokana kanefa mihatra aman’aina ny loza aterany rehefa tonga ny fotoana‚ hoy hatrany ireo mahatsapa fa goragora sy mitarazoka ny fandraisana andraikitra eto Madagasikara.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment