BIG MJ : ANY NEW YORK IZY SY NY VADY AMAN-JANANY ANKEHITRINY
Any New York izy sy ny vady aman-janany ankehitriny . Mahafinaritra mahita ireto sary nozarainy tao amin’ny pejiny ireto . Taonan’ny fahamatorana ny 2023 hoy ity Mpanakanto fanta-daza teratany Malagasy ity.
Mirary ny meva ho azy sy ny ankohonany izahay eto amin’ny pejy Aboaho Ankiaka .
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.