a
FandraisanaVaovaom-paritraBEN’NY TANÀNA AZIZ ANDRIAMANANTSOA : TENA VITA TOKOA NY LALANA SIMBA ‚ MANKASITRAKA NY GOVERNORAN’NY SOFIA

BEN’NY TANÀNA AZIZ ANDRIAMANANTSOA : TENA VITA TOKOA NY LALANA SIMBA ‚ MANKASITRAKA NY GOVERNORAN’NY SOFIA

BEN’NY TANÀNA AZIZ ANDRIAMANANTSOA : TENA VITA TOKOA NY LALANA SIMBA ‚ MANKASITRAKA NY GOVERNORAN’NY SOFIA

«Rehefa nandalo tamin’ny RN31 ny tenako maire ny commune urbaine Bealanana omaly dia nahita fa efa vita ilay làlana tapaka teo amin’ny PK 60 Ampandrana , ary tafaresaka tamin’ireo teknisianina tao amin’ny làlana , fantatra noho izany fa mbola hamboarina ihany koa ireo làlana point noir mapanahirana tahaka ny « Andrafia hely » sns…Mankasitraka Mr le Gouverneur ny Region Sofia namaly antso» ‚ hoy ny Ben’ny tanàna voafidy tao Bealanana Aziz Andriamanantsoa ‚ nitondra teny fankasitrahana ny Gouverneur Faritra Sofia tamin’ny fanarenana ireo làlan-tapaka sy simba nohon’ny rotsa-korana sy halatra “buse métallique” ao amin’ny lalam-pirenena faha-31.

Tsiahivina fa anisan’ireo nanao antso nangataka ny fanarenana ity lalam-pirenena izy raha nahita fiara tra-doza vokatry ny haratsian-dalana ny fiandohan’ny volana Janoary 2023.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment