a
FandraisanaVaovaom-paritraBEFOTAKA AVARATRA : MANOMBOKA MANJAVONA IREO VY‚ AROFANINA EO AMIN’NY TETEZANA MAEVARANO‼️

BEFOTAKA AVARATRA : MANOMBOKA MANJAVONA IREO VY‚ AROFANINA EO AMIN’NY TETEZANA MAEVARANO‼️

BEFOTAKA AVARATRA : MANOMBOKA MANJAVONA IREO VY‚ AROFANINA EO AMIN’NY TETEZANA MAEVARANO‼️

Anisany manamarika ny tanàna ao Befotaka avaratra ny fisian’ny tetezana Maevarano‚ izay mampisaraka ny kaominina Befotaka avaratra Distrikan’i Analalava sy kaominina Ambodimadiro Distrikan’i Antsohihy‚ vakian’ny renirano Maevarano.

Tsikaritra tao anatin’ny roa herinandro teo fa misy mangalatra ny vy arofanina amin’ity fotodrafitrasa‚ izay fananana iombonana ity‚ ary ahiana hanjavona tanteraka ny vy rehetra eo amin’ny tetezana‚ raha mitohitohy.

Ankotra ny famahana olàna amin’ny fiampitana azy dia fitsangatsanganan’ny tanora arivariva ihany koa eny amin’ny tetezana Maevarano.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment