a
FandraisanaSosialyBEFOTAKA AVARATRA : MANDEHA AVOKOA NY “ ROBINET 119 ” MIZARA RANO FISOTRO MADIO

BEFOTAKA AVARATRA : MANDEHA AVOKOA NY “ ROBINET 119 ” MIZARA RANO FISOTRO MADIO

BEFOTAKA AVARATRA : MANDEHA AVOKOA NY “ ROBINET 119 ” MIZARA RANO FISOTRO MADIO

Notokanana sy natolotra ampahabemaso ho sitrahin’ny vahoaka ao Befotaka avaratra ny fotodrafitr’asa mamatsy ny rano fisotro madio izay vita ao an-toerana . Miisa 119 ny “ Robinet ” efa mizara rano eny anivon’ny fokontany manerana ny kaominina ambanivohitra Befotaka avaratra hatreto.

Afa-pahasahiranana tanteraka izahay amin’izao fahavitany fotodrafitr’asa mamatsy rano fisotro madio izay efa ela niandrasana azy izao koa mankasitraka ny fitondram-panjakana ‚ hoy ny Ben’ny tanàna Françoise.

Tany an-toerana nanontrona ny lanonana ‚ ny talen’ny kabinetran’ny ministeran’ny rano fidiovana sy fanadiovana ‚ ny lehiben’ny Prefektiora Antsohihy ‚ ny talem-paritry ny fampandrosoana sy fotodrafitr’asa Sofia ‚ ny lehiben’ny Distrika Analalava ‚ ireo tompon’andraikitra lehiben’ny sampandraharaha miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana , ny Ben’ny tanàna maro ary ny vahoaka tao an-toerana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment