BEFOTAKA AVARATRA : MADIVA HO VITA ILAY WC MANARAPENITRA NATOLOTRY NY ZANAKA AMPIELEZNA
Ho fitsinjovana ny mpiara-belona sy ho fitandroana ny fahadiovana ao Befotaka avaratra dia nanolotra WC manarapenitra ireo zanaka ampielezana ‚ Pretra miasa any Italia.
Mivoatra ny asa izay natomboka ny volana jona 2022 teo ary tombanana ho vita tsy hoela izany . Nisy rahateo ny fitsidihana sy fanarahamaso nataon’ireo mpiaramiasa ‚ manampy amin’ny fanaovana izany.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.