a
FandraisanaVaovaom-paritraBEALANANA : ZAZALAHY 16 TAONA‚TRATRA NAMAKY TRANO▪️ VOADAROKA ARY NATERINA AMIN’NY MPITANDRO FILAMINANA

BEALANANA : ZAZALAHY 16 TAONA‚TRATRA NAMAKY TRANO▪️ VOADAROKA ARY NATERINA AMIN’NY MPITANDRO FILAMINANA

BEALANANA : ZAZALAHY 16 TAONA‚TRATRA NAMAKY TRANO▪️ VOADAROKA ARY NATERINA AMIN’NY MPITANDRO FILAMINANA

Hita mandeha rà noho ny daroka nahazo azy ny ariva teo ity zazalahy 16 taona ity . Tratra teo ampangalarana vary tao anaty efitranon’ny mpianatra manany izy raha ny fanazavana.

Voalaza fa mbola tsy afa-po ireo mpidaroka saingy tonga tampoka nanavotra azy tsy niharany fitsaram-bahoaka ny mpampianatra mpanabe amin’ny sekoly tsy miankina iray ao an-toerana ka niara-nanatitra azy tany amin’ny mpitandro filaminana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment