a
FandraisanaVaovaom-paritraBEALANANA : OLONA IRAY MATY NOHO NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA

BEALANANA : OLONA IRAY MATY NOHO NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA

BEALANANA : OLONA IRAY MATY NOHO NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA

Olona nanao taingin-droa ‚ nandeha moto no tra-doza tao Soamanizy amin’ny lalana mampitohy Bealanana sy Ambatoriha omaly 03 Septambra 2022 ‚ Maty tsy tra-drano ny iray raha maratra mafy sy mbola manaraka fitsaboana kosa ilay namany.

Mirary fihononana feno ‚ mankahery ny fianakaviana mana-manjo ary Mirary fahasitranana hoan’ilay marary.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment