BEALANANA : NOTAPIHANA NY SOFIN’ILAY RANGAHY TRATRA NANGALATRA GISY
Tratran’ny fokonolona nangalatra gisa roa tao Bilailay ‚ kaominina Bendrarezona Bealanana ity rangahy ity ka notapahana ny sofiny roa ‚ nasainy fokonolona nolanjainy nitety tanàna izany aveo ireo gisa ‚ izay vao naterina amin’ny mpitandro filaminana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.