BEALANANA : Anisany Distrika mamokatra ( vary – voamaina – voasary – mananasy – karoty – baranjely – ovy… )noho ny fanany toetrandro mangatsiaka.
Manomboka sahady ny vanim-potoana ririna any an-toerana . Tokony hiomana bodofotsy sy ankanjo matevintevina isika izay ho any Bealanana manomboka izao ‚ kanefa mety hafana ihany eny an-dalana raha lavalava ny lalana hanaovana dìa tongotra.