a
FandraisanaSportBASIKETY : TOURNOI INTER-ASSOCIATION SERS MAHAJANGA 🏆LASAN’I MANDRITSARA NY AMBOARA

BASIKETY : TOURNOI INTER-ASSOCIATION SERS MAHAJANGA 🏆LASAN’I MANDRITSARA NY AMBOARA

BASIKETY : TOURNOI INTER-ASSOCIATION SERS MAHAJANGA 🏆LASAN’I MANDRITSARA NY AMBOARA

MANDRITSARA 94 🆚 62 BEALANANA ‚ Io no isa nisarahana nandritra ny lalao famaranana «TOURNOI BASKET INTER-ASSOCIATION SERS MAHAJANGA» izay nokarakarainy mpianatra zanaky ny Faritra Sofia ‚ mandranto fianarana ao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga ‚ mivondrona ao amin’ny SERS ( Solidarité des Étudiants de la Région Sofia ).

Mpianatra avy amin’ny Distrika 07 mandrafitra ny faritra Sofia ‚ mianatra ao Mahajanga no nandray anjara tamin’ny lalao COUPE ONDRY MATAVY . Nanotohoto nandritra ny dingana rehetra nandalovana i Mandritsara sy Bealanana izay tafakatra tamin’ny lalao famaranana ary nomontsanin’i Mandritsara tamin’iisa mavesatra nandritra ny lalao famaranana tao amin’ny kianja Campus Ambondrona kosa Bealanana.

MANDRITSARA araka izany no voahosotra ho tompon-dakan’i SERS tamin’ity lalao ity ka natolotry ny Filoha ZATOVO azy ireo omaly ilay ONDRY MATAVY.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment