a
FandraisanaFialambolyBAIE DE MORAMBA : AO ANALALAVA – FARITRA SOFIA NO MISY AZY

BAIE DE MORAMBA : AO ANALALAVA – FARITRA SOFIA NO MISY AZY

BAIE DE MORAMBA : AO ANALALAVA – FARITRA SOFIA NO MISY AZY

Sarotra be ve ny hiteny fa ao akaikin’ny Anjajavy – Distrikan’i Analalava faritra Sofia no misy ity toerana mahafinatra ity ⁉️ hoy ny Governora Faritra Sofia nanazava sady nametra-panontaniana tamin’ny pejy izay namoaka ireto sary ireto ka tsy nilaza sy tsy nampiditra ny anarany faritra Sofia tao anatiny.

Ampahan’ireo toerana mahafinatra sy mahasarika mpizahatany ato amin’ny Sofia ihany ireto . Betsaka ireo tany mahavariana sy mahasarika mpizahatany ato amin’ny faritra.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment