a
FandraisanaFambolena sy fiompinaASUM : MIARA-MIHENTANA AMIN’NY FAMETRAHANA FANDROSOANA LOVAIN-JAFY

ASUM : MIARA-MIHENTANA AMIN’NY FAMETRAHANA FANDROSOANA LOVAIN-JAFY

ASUM : MIARA-MIHENTANA AMIN’NY FAMETRAHANA FANDROSOANA LOVAIN-JAFY

 Zana-kazo 100 fototra no voavolin’ireo ASUM ( Association des Sortants de l’ Université Mahajanga ) androany 19 Febroary 2023 tao Drahoa ‚ fokontany Ambalabe Ouest II.

 Tanjona ny hisiany fandraisana andraikitra sy anjara amin’ny sehatry ny fampandrosoana amin’ny alalany tanamaro iraisana sy hetsika maro isan-karazany izay hisesisesy aorian’ny fifampiarabana tratry ny taona izay hatao ny 25 Febroary 2023 izao ao amin’ny « LE PARADISIER » Antsohihy . Tsy mifidy sokajin-taona fa rehefa avy nianatra tao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga dia afaka miditra anatiny Fikambanana ‚ hoy Innocent ‚ filohan’ny Fikambanana sady nizara ny laharana azahoana azy : 0324695991 – 0386839160.

Misokatra hoan’olona sy ny sehatra rehetra ny fiarahamiasa . Hetsika fanombohana ity natao androany ity raha ny fanazavana hatrany.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment