AO AMBADIKY NY LEHILAHY MAHOMBY AMIN’NY FIAINANA DIA MISY VEHIVAVY IRAY.
Fa ao ambadiky ny lehilahy tsy mahomby amin’ny fiainana dia misy vehivavy roa farafahakeliny.
Vehivavy,
-Aza manomana avenir amin’olona tsy manana avenir amin’ny tenany.
-tsy manana tanjona amin’ny tenany.
-tsy manana projet amin’ny tenany.
-tsy mahay manaja ny tenany.
Ny tenany ary tsy hainy ny manaja azy,
-ahoana no hanajany anao?
Ny tenany ary tsy voakarakarany,
-ahoana no hikarakarany anao
« Fais attention quand un homme nue te promettre un vetement «
Aza miroboka amin’ny lela mamy.
Aza lanina amin’olona tsy iray vision aminao ny fotoanao.
Mirary fety sambatra ho an’ny Vehivavy rehetra
HOY JOEL RAZAFINDRALEMA