a
FandraisanaVaovaom-paritraANTSOHIHY : ZAZALAHY TOMBANANA HO 12TAONA▪️MATY VODONAN’NY FIARA‼️

ANTSOHIHY : ZAZALAHY TOMBANANA HO 12TAONA▪️MATY VODONAN’NY FIARA‼️

ANTSOHIHY : ZAZALAHY TOMBANANA HO 12TAONA▪️MATY VODONAN’NY FIARA‼️

Mpivarotra “esquimaux” mitety arabe sy fokontany ity zazakely tombanana ho 12taona ity. Variana mikaonty vola azony izy teo akaikin’ny Toby fivarotan-tsolika GALANA Ambalabe izy no voadonan’ny fiara‚ niezahina novenjena sy nohentina namonjy toeram-pitsaboana izy saingy tsy tana ny ainy‚ androany 04 Jona 2023 tokony tamin’ny 02 Ora Tolakandro teo‚ araka ny fanazavana nataon’ireo nanatrimaso ny tranga.

Mankahery ny fianakaviana manontolo

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment