ANTSOHIHY : VOAFAFA SAHADY NY ANARANA « COOL BAYA » TEO AMIN’NY TRANO MAMPIADY
Mbola any am-ponja i Mohamed Rafik sy ny zanany lahy hatreto ‚ tsikarika fa nisy namafa sahady ilay soratra « COOL BAYA » teo amin’ilay trano . Midika ve izany fa efa any amin’ingahy Issouf AMIZAHA ny la clé amin’izao ?
Andrasana ny fotoam-pitsarana ‚ momba ny raharaha nampidirina am-ponja azy mianaka ‚ izay voalaza ho nanivaiva sy nanao tsinontsinona ny mpiasam-panjakana nanao ny asany ary nanohitra ny didim-pitsarana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.