a
FandraisanaVaovaom-paritraANTSOHIHY : Tao anaty firaisankina tanteraka no nanatanterahana ny hazakazaka niraisan’ny rehetra andro vitsy tsy hatongavan’ny fetim-pirenena‚ androany 17 Jona 2023.

ANTSOHIHY : Tao anaty firaisankina tanteraka no nanatanterahana ny hazakazaka niraisan’ny rehetra andro vitsy tsy hatongavan’ny fetim-pirenena‚ androany 17 Jona 2023.

ANTSOHIHY : Tao anaty firaisankina tanteraka no nanatanterahana ny hazakazaka niraisan’ny rehetra andro vitsy tsy hatongavan’ny fetim-pirenena‚ androany 17 Jona 2023.

Fanamafisana ny firaisankina araka ny lohahevitra izay nosafidin’ny fitondram-panjakana « Malagasy miray hina‚ Madagasikara mandroso » no tanjona‚ hoy ny lehiben’ny Prefektiora Antsohihy‚ izay nitarika ny hetsika niaraka tamin’ireo lehiben’ny sampandraharaha miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana.

Tazana niatrika ny fotoana ny Solombavambahoakan’i Madagasikara Volahaingo Marie Thérèse sy ny Ben’ny tanàna NASIRY Ali.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment