ANTSOHIHY – PODIUM โผ๏ธ๐ฅ
Fotoana natao hifampitaizanaโ fanehoana talenta ary fanandratana ny kolontsaina sy ireo fombafomba nentim-paharazana ny โPODIUMโ. Nosokafina tamin’ny fomba ofisialy izany androany 18 Jona 2023 ka hatraminโny 24 Jona 2023โ anatinโny fanamarihana ny faha-63 taona niverenanโny fahaleovantena.
Ny Lehiben’ny Prefektiora Antsohihy sy ireo tompon’andraikitra ara-panjakana ary ny Ben’ny tanร na NASIRY Ali no nanokatra izany androany teo aminโny Rond Point Antsohihy.