a
FandraisanaFialambolyANTSOHIHY – PODIUM โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ

ANTSOHIHY – PODIUM โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ

ANTSOHIHY – PODIUM โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ

Fotoana natao hifampitaizanaโ€š fanehoana talenta ary fanandratana ny kolontsaina sy ireo fombafomba nentim-paharazana ny โ€œPODIUMโ€. Nosokafina tamin’ny fomba ofisialy izany androany 18 Jona 2023 ka hatraminโ€™ny 24 Jona 2023โ€š anatinโ€™ny fanamarihana ny faha-63 taona niverenanโ€™ny fahaleovantena.

Ny Lehiben’ny Prefektiora Antsohihy sy ireo tompon’andraikitra ara-panjakana ary ny Ben’ny tanร na NASIRY Ali no nanokatra izany androany teo aminโ€™ny Rond Point Antsohihy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment