a
FandraisanaFambolena sy fiompinaANTSOHIHY : OMBY HITA▪️TSY FANTATRA IZAY TOMPONY

ANTSOHIHY : OMBY HITA▪️TSY FANTATRA IZAY TOMPONY

ANTSOHIHY : OMBY HITA▪️TSY FANTATRA IZAY TOMPONY

 Hitan’ny fokonolona nirenireny tao Tsaravaiavy ‚ fokontany Ankiririky Nord II ‚ kaominina ambonivohitry Antsohihy ireto omby roa ireto . Tsy mbola fantatra izay tompony hatramin’izao ‚ efa tany an-toerana nanao fitsirihana ny mpitandro filaminana ary mbola napetraka amin’ny lehiben’ny fokontany ny fanarahamaso momba azy.

Manao antso araka izany ny lefitry ny lehiben’ny fokontany Ankiririky Nord II mba hanatona azy na hanatona ny fokontany izay very omby na tompon’ireto omby hita ireto ‚ miaraka amin’ny taratasy mazava manamarina ny fananana azy.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment