a
FandraisanaSosialyANTSOHIHY: Noraisin’ireo solombavam-bahoaka ato amin’ny faritra Sofia an-tànana ny fanaterana ireo razana

ANTSOHIHY: Noraisin’ireo solombavam-bahoaka ato amin’ny faritra Sofia an-tànana ny fanaterana ireo razana

ANTSOHIHY: Noraisin’ireo solombavam-bahoaka ato amin’ny faritra Sofia an-tànana ny fanaterana ireo razana

 Noraisin’ireo solombavam-bahoaka ato amin’ny faritra Sofia an-tànana ny fanaterana ireo razana namoy ny ainy vokatry ny loza an-dranomasina tao Ampondrabe Antsohihy . Vehivavy iray sy ny zanany kely ary vehivavy iray hafa ireto hoentina any Ambiky ‚ kaominina Ankerika ireto.

Nitondra teny fankaherezana ary nirary fiononana feno ary nanolotra fanampiana hoan’ireo fianakaviana ny solontem-panjakana izay notarihin’ny Governoran’ny faritra Sofia sy lehiben’ny Prefektiora ‚ ireo solombavam-bahoaka voafidy tato amin’ny faritra Sofia ny solotena avy ao amin’ny BNGRC ‚ ny Ben’ny tànana voafidy teto Antsohihy sy Ankerika ary ireo tompon’andraikitra lehiben’ny sampandraharaha miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana . Tao Antafiampatsa no nanaovana veloma azy ireo.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment