a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaANTSOHIHY – MORENGY ‼️πŸ”₯

ANTSOHIHY – MORENGY ‼️πŸ”₯

ANTSOHIHY – MORENGY ‼️πŸ”₯

Anisan’ny kolontsaina mampiavaka ny faritra Sofia ny fisian’ny Morengy. Efa hatramin’ny omaly 16 Jona 2023 no nanomboka izany teto Antsohihy tao amin’ny kianjan’ny Travaux ary mitohy hatramin’ny 26 Jona 2023 izany ho fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment