Anisanβny kolontsaina mampiavaka ny faritra Sofia ny fisianβny Morengy. Efa hatraminβny omaly 16 Jona 2023 no nanomboka izany teto Antsohihy tao aminβny kianjanβny Travaux ary mitohy hatraminβny 26 Jona 2023 izany ho fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy.