a
FandraisanaVaovaom-paritraANTSOHIHY : MISOKATRA HOAN’NY REHETRA MAHAFENO FEPETRA NY FANDRAISANA TANORA HANAO FANOMPOAM-PIRENENA NA HANAO MIARAMILA‼️

ANTSOHIHY : MISOKATRA HOAN’NY REHETRA MAHAFENO FEPETRA NY FANDRAISANA TANORA HANAO FANOMPOAM-PIRENENA NA HANAO MIARAMILA‼️

ANTSOHIHY : MISOKATRA HOAN’NY REHETRA MAHAFENO FEPETRA NY FANDRAISANA TANORA HANAO FANOMPOAM-PIRENENA NA HANAO MIARAMILA‼️

Manomboka izao dia afaka misoratra anarana sy manatitra antotan-taratasy ilaina ao amin’ny SBDD Défense Antsohihy ny tanora feno 18 taona mihoatra ka maniry ny hanao fanopoam-pirenena na hanao miaramila eto Antsohihy fa maimaim-poana ny fandraisana azy ireo.

TARATASY ILAINA :
– Demande (Taratasy fangatahana)
– Photocopie carte verte (dika mitovy ny karatra maitso) na karatra manaporofo fa efa nitsara miaramila ny tanora iray izay hanao fanopoam-pirenena na hanao miaramila.
– Photocopie CIN (dika mitovy ny kara-panondrom-pirenena).
– Bulletin N°03‚ taratasy manaporofo fa tsy mbola nisazy.
– Acte de naissance
– Certificat de résidence (fanamarinam-ponenana)…

Mamaimpoana ny fidirana sy fisoratana anarana‚ afaka manatona ny biraon’ny SBDD Défense Antsohihy izay mila fanazavana fanampiny. Mandritra ny 02 taona ny faharetan’ny fanopoam-pirenena‚ misafidy aorian’izay ny tanora na mbola hanohy ny raharaha ara-miaramila na hijanona hanao zavatra hafa. Manana tombony eo amin’ny fitadiavan’asa ny fanaovana izany‚ araka ny fanazavana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment