ANTSOHIHY : MIJORO NY VONDRONA TANORA NAHAVITA FIANARANA TAO AMIN’NY LYCÉE TECHNIQUE ( AESTA )
Omaly 05 Febroary 2023 no nanatanteraka lanonana fifampiarabana tratry ny taona ny Tanora mivondrona ao amin’ny Association des Étudiants Sortants Techniques d’Antsohihy ( AESTA ) . Nitarika izany ny Filoha Velonjandry Christian ‚ notronin’ireo tompon’andraikitra avy ao amin’ny Lycée Technique Antsohihy ary DREFTP Sofia.
Tanjona ‚ ny hisiany firaisankina sy firaisan-tsaina amin’ireo mpianatra nahavita fianarana tao amin’ny lycée Technique Antsohihy ‚ mieli-patrana eran-tany.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.