a
FandraisanaVaovaom-paritraANTSOHIHY : MATY VOATIFITRY ZANDARY I NDREMIHEVITRA dit HEVITRA▪️DAHALO RAIN-DAHINY SADY HIKOIZANA AMIN’NY HALATR’OMBY

ANTSOHIHY : MATY VOATIFITRY ZANDARY I NDREMIHEVITRA dit HEVITRA▪️DAHALO RAIN-DAHINY SADY HIKOIZANA AMIN’NY HALATR’OMBY

ANTSOHIHY : MATY VOATIFITRY ZANDARY I NDREMIHEVITRA dit HEVITRA▪️DAHALO RAIN-DAHINY SADY HIKOIZANA AMIN’NY HALATR’OMBY

Betsaka ny fampihorohoroana sy halatr’omby efa vitan’ity rangahy ity raha ny tatitra voaray momba azy avy any amin’ny kaominina Antsahabe . Miray tendro amin’ny tambazotran-dahalo ao amin’ny fokontany Betomendry ‚ kaominina Anahidrano izy ary mifampitarika sy manao fanafihana mitety kaominina ato amin’ny distrikan’i Antsohihy izao maty voatifitra tao amin’ny kaominina Ambodimanary izao . Efa nigadra saingy mbola nanohy ny halatr’omby sy fanaovana kidnapping omby ihany.

Mitohy ny ezaka ataon’ny zandary amin’ny fampandrian-tany ato amin’ny faritra Sofia . Omaly rahateo fantatra fa misy dahalo rain-dahiny maty voatifitra tao amin’ny kaominina Ambohitoaka Distrikan’i Mampikony.

Namantsika ny zandary ary manao ezaka rehetra hisiany fandriampahalemana ‚ dahalo efa nikoizana ity maty voatifitra ity sady mampiasa fitaovam-piadiana mahery vaika . Tsy misangy manoloana izany ny zandary fa mandray fa omeo vaovao ara-potoana sy marimpototra ihany ‚ hoy ny Kapiteny Tobias Andriantsihoarana ‚ Cdt Compagnie Antsohihy.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment