ANTSOHIHY : FIARA NITONDRA MPIANTSENA▪️ TRA-DOZA TAO ANJIABE‼️
Ampolony ireo naratra ‚ telo eo no tena naratra mafy ‚ misy ireo torana vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Anjiabe ‚ fokontany Anjiajia Kaominina Ankerika Distrika Antsohihy androany maraina ny sabotsy 25 Martsa 2023.
Maty tampoka teo ampiakarana Anjiabe ity fiara ity no tapaka hisatra ka nivarina an-kady.
Tsy nisy ny aina nafoy ‚ manaraka fitsaboana ary samy miantoka ny tenany ireo naratra . Mpiantsena avy eto Antsohihy miisa 38 ‚ nikasa ho any Ankerika ireto tra-doza tampoka ireto . Mirary fahasalamana ho azy i