ANTSOHIHY : FAMPAHEREZANA NY FIANAKAVIANA NAMOY ZANAKA 10 VOLANA NOHO NY LOZA TANY AN-DRANOMASINA AMPONDRABE
Ankizy kely 10 volana ‚ izay namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivozina an-dranomasina ny 11 Septambra 2022 teo iny ity hitantsika amin’ny sary mifono lamba tao amin’ny efitranon’ny fianakaviana iray sahirana mafy amin’ny adim-piainana ao amin’ny fokontany Ambalakida ity . Tany an-toerana nanao ny famangiana sy nankahery ary nitondra fanampiana ireo tompon’andraikitra ara-panjakana aty amin’ny faritra Sofia.
Mangorintsina tanteraka ny vatana iray manontolo mandinika iny tranga iny ‚ Mankahery ny fianakaviana manamanjo
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.