a
FandraisanaVaovaom-paritraANTSOHIHY : BISIKLETA FOTSY MARIKA «VK KET» VERY NISY NANGALATRA TAO ANJIABE

ANTSOHIHY : BISIKLETA FOTSY MARIKA «VK KET» VERY NISY NANGALATRA TAO ANJIABE

ANTSOHIHY : BISIKLETA FOTSY MARIKA «VK KET» VERY NISY NANGALATRA TAO ANJIABE

Ny olona variana mifety sy mitady vola nandritra ny PIQUE NIQUE tao Anjiabe ‚ ny sasany kosa manararaotra mangalatra.

Very tao Anjiabe omaly 10 April 2023 tokony tamin’ny 06 Ora ariva ity BISIKLETA FOTSY marika “VK KET” ity . Koa hanao antso avo amin’izay mahita na manam-baovao momba azy ‚ mba hiantso ny laharana : 032 43 776 92 na 034 72 626 97 fa omena valisoa.

APARITAHO HO FANAMPIANA NY NAMANTSIKA IZAY VERY FANANANA

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment