a
FandraisanaFampahafantaran'andoANTSOHIHY – AVY MAFY NY ORANA, VAOVAO MOMBA ILAY RIVODOZA  »DINGANI » 09 FEBROARY TAMIN’NY 04 ORA TOLAKANDRO TSY AHIANA AHAKASIKA AN’I MADAGASIKARA ATO ANATIN’NY 05 ANDRO HO AVY.

ANTSOHIHY – AVY MAFY NY ORANA, VAOVAO MOMBA ILAY RIVODOZA  »DINGANI » 09 FEBROARY TAMIN’NY 04 ORA TOLAKANDRO TSY AHIANA AHAKASIKA AN’I MADAGASIKARA ATO ANATIN’NY 05 ANDRO HO AVY.

ANTSOHIHY – AVY MAFY NY ORANA, VAOVAO MOMBA ILAY RIVODOZA  »DINGANI » 09 FEBROARY TAMIN’NY 04 ORA TOLAKANDRO TSY AHIANA AHAKASIKA AN’I MADAGASIKARA ATO ANATIN’NY 05 ANDRO HO AVY.

Araka ny efa voalaza tamin’ny Alatsinainy teo dia hanome vahana ny fiforonana rivodoza ato amin’ny Faridranomasimbe Indiana misy antsika ny fepetra an-dranomasina sy ho an’ny atmosfera mandritra ity herinandro ity.

 Anio maraina ary rehefa nivoatra miandalana andro maromaro tao amin’ny Faridranomasina Aostraliana, dia tafiditra ato amin’ny Faridranomasimbe Indiana misy antsika ilay rivodoza izay nahazo anarana DINGANI (Bassin Sud-Ouest de l’Océan Indien). Any amin’ny manodidina ny 3400km antsinanan’i La Réunion no foibeny tamin’ny 04 ora tolakandro teo (09 Febroary) ary mahafaka 19 km/ora ny hafainganam-pandehany izay mizotra miakandrefana somary atsimo andrefana.

TSY MISY AHIANA KOSA anefa ny momba azy ity raha ho antsika eto Madagasikara raha ny ato anatin’ny 05 andro ho avy. Raha ny tombana ankapobeny !

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment