a

ANTSO AVO

ANTSO AVO

Misy bibilava mpivady sahabo ho roa metatra ny halavany etsy amin’ny Fokontany Fitroafana (Talatamaty). Mety hitera-doza ho an’ireo mponina eny an-toerana izany koa ilazana ireo tompon’andraikitra mahakasika ireny biby ireny mba ho tonga aty ka hanala azy ireo. Entanina ny vahoaka mba hitandrina ialana amin’ny loza mety hitranga.
(Fampitam-baovao avy amin’i Haja Tiana, mponina eny an-toerana)
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment