a
FandraisanaFahasalamanaANTSIRANANA : LAHARANA VOALOHANY AMIN’NY HAMAROAN’OLONA VOAN’NY SIDA AO AMIN’NY FARITRA DIANA!?

ANTSIRANANA : LAHARANA VOALOHANY AMIN’NY HAMAROAN’OLONA VOAN’NY SIDA AO AMIN’NY FARITRA DIANA!?

ANTSIRANANA : LAHARANA VOALOHANY AMIN’NY HAMAROAN’OLONA VOAN’NY SIDA AO AMIN’NY FARITRA DIANA!?

Tafiditra faritra mena ( ZONE ROUGE ) amin’ny hamaroan’olona voan’ny tsimok’aretina VIH/SIDA ao amin’ny faritra DIANA ny tanànan’i Antsiranana , raha ny fanazavana nataon’ny Dr VOLAZANDRY Priscilla,Talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka ao an-toerana , nandritran’ny fitsidihana ny trano eva , tamin’ny fankalazana ny faha 10 taonan’ny CHU TANAMBAO androany 14 Desambra 2022.

Mirongatra izay tsy izy araka izany ity tsimok’aretina ity ao Antsiranana ka miantso ny rehetra samy hitandrina ary hanatona mpitsabo hanao « dépistage » raha mahatsiaro hafahafa ny tompon’andraikitra . Nanamafy ny fitohizany fanaovana izany ao amin’ny tokontanin’ny Hopitaly manarapenitra mandritran’ny telo andro ihany koa izy ireo.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment