ANTOINE dit LEBOJO : NINDAOSIM-PAHAFATESANA
Raha ny fampitam-baovao voarainay io ariva io dia namoy ny ainy any Antananirivo i Antoine dit LEBOJO ‚ mpandraharaha manana ny maha izy azy eto Antsohihy ‚ faritra Sofia ‚ Ray niteraka an’ny mpanakanto Vaney’s ihany koa.
Mankahery sy mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviana
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.