a
FandraisanaVaovaom-paritraANTANANARIVO : MAHAMAY NY TANÀNA‚ ZANDARY HAMONJY FODIANA▪️NISY NITIFITRA ARY MATY TEO 67Ha‼️

ANTANANARIVO : MAHAMAY NY TANÀNA‚ ZANDARY HAMONJY FODIANA▪️NISY NITIFITRA ARY MATY TEO 67Ha‼️

ANTANANARIVO : MAHAMAY NY TANÀNA‚ ZANDARY HAMONJY FODIANA▪️NISY NITIFITRA ARY MATY TEO 67Ha‼️

Lasan’ireo tsy mataho-tody ny vola be nohentin’ity Tovolahy ity. Avy naka vadiny izay manao Cashpoint izy no maty voatifitra teo 67ha – Antananarivo‚ omaly arivan’ny 18 Mey 2023.

Mpitandro filaminana‚ miasa eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena ao Betongolo Antananarivo ity tovolahy 35 taona maty voatifitra omaly ity‚ Éphrem Berthieu Razanamasy no anarany‚ Zanaky faritra Sofia ‚ nipetraka naharitra teto Antsohihy‚ tao amin’ny fokontany Haute ville‚ manan-janaka roa (lahy sy vavy).

Teo ampividianana hena atao laoka hariva ny vadiny no nandre pao-basy ary vatana mitsirara amin’ny tany voatifitr’ireo tsy mataho-tody no nivantaniny‚ araka ny fanazavana voaray.
Mankahery ny fianakaviana manontolo
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment