a
FandraisanaVaovaom-paritraANJOZOROBE : NODORANY ZANDARY NY TANÀNA FIEREN’NY MPAKA AN-KERINY▪️MAY HATRAMIN’NY SEKOLY

ANJOZOROBE : NODORANY ZANDARY NY TANÀNA FIEREN’NY MPAKA AN-KERINY▪️MAY HATRAMIN’NY SEKOLY

ANJOZOROBE : NODORANY ZANDARY NY TANÀNA FIEREN’NY MPAKA AN-KERINY▪️MAY HATRAMIN’NY SEKOLY

 Andrasany maro ny mety fanazavana ofisialy momba ny tranga niseho tao Antsahabe ‚ kaominina Marotsipoy – Distrikan’i Anjozorobe omaly . Raha ny loharanom-baovao mantsy dia may nodorany zandary ny tanàna ary may hatramin’ny sekoly . Hoaiza ny mpianatra sy ny mpampianatra ‚ sekoly mijoro ara-panjakana io ? Hoy ireo mpanabe naneho ny alahelony.

Voalaza ho fiereny jiolahy mpaka an-keriny ity tanàna may ity ‚ ary ny zandary no voatondro ho nandoro azy raha ny fanazavana.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment