a
FandraisanaVaovaom-paritraANDRY RAJOELINA : TSY MIJANONA AMIN’NY FANENTANANA FOTSINY ISIKA FA HO VITAINA AO ANATIN’NY 03 VOLANA NY FANAMBOARANA TETEZANA AO SAHARAMY MANANARA AVARATRA‼️

ANDRY RAJOELINA : TSY MIJANONA AMIN’NY FANENTANANA FOTSINY ISIKA FA HO VITAINA AO ANATIN’NY 03 VOLANA NY FANAMBOARANA TETEZANA AO SAHARAMY MANANARA AVARATRA‼️

ANDRY RAJOELINA : TSY MIJANONA AMIN’NY FANENTANANA FOTSINY ISIKA FA HO VITAINA AO ANATIN’NY 03 VOLANA NY FANAMBOARANA TETEZANA AO SAHARAMY MANANARA AVARATRA‼️

Mandrapahahavitan’ity tetezana izay ho vitaina ao anatin’ny 03 volana ity dia asiana “Pont Bailey” mba hanala fahasahiranana sy hanafainganana ny fivezivezena ary ny fifandraisana ara-toekarena ao amin’ny Distrikan’i Mananara avaratra. Tsy mijanona ho fampanantenana fotsiny izany fa tena asa hoan’ny vahoaka no ataontsika‚ hoy ny filoha Andry Rajoelina raha nijery ny tetezana ao Saharamy‚ izay simba tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Giovana ny taona 2012 ary tsy nisy nanamboatra raha tsy izao fandalovan’ny filoham-pirenena izao.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment